1 Mpanjaka 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia hoy i Jehovah: ‘Iza no hamitaka an’i Ahaba mba hiakarany any Ramota-gileada ka hahalavo azy any?’ Ary niteny toy izao ny anankiray, ary ny anankiray kosa niteny toy izao.+ Ohabolana 8:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 dia mpiasa tena mahay teo anilany aho,+ ary tena tia ahy+ isan’andro isan’andro izy. Falifaly foana aho teo anatrehany,+ Amosa 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony, raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+
20 Dia hoy i Jehovah: ‘Iza no hamitaka an’i Ahaba mba hiakarany any Ramota-gileada ka hahalavo azy any?’ Ary niteny toy izao ny anankiray, ary ny anankiray kosa niteny toy izao.+
30 dia mpiasa tena mahay teo anilany aho,+ ary tena tia ahy+ isan’andro isan’andro izy. Falifaly foana aho teo anatrehany,+
7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony, raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+