FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Misy olona bevohoka faharatsiana,+

      Ary fahoriana no miforona ao an-kibony, ka fitaka no haterany.+

  • Isaia 59:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy mba misy miantsoantso hiaro ny fahamarinana,+ ary izay mankeny amin’ny fitsarana dia tsy misy milaza zavatra azo itokisana. Zava-poana no ianteherana,+ ary zavatra tsy misy dikany no lazaina.+ Fampahoriana no miforona ao an-kibo, ary fanaovan-dratsy no ateraka.+

  • Jakoba 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary ny faniriana rehefa kolokoloina, dia miteraka fahotana,+ ary ny fahotana kosa rehefa tanterahina, dia miteraka fahafatesana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara