FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 24:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa izay mandositra noho ny feon-javatra mampihorohoro dia ho latsaka ao an-davaka, ary izay miakatra avy ao an-davaka kosa ho azon’ny fandrika.+ Fa hosokafana ny vavahadin-drano any ambony,+ ary hihovotrovotra ny fototry ny tany.+

  • Amosa 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary raha mihady lavaka mba hiafina any amin’ny Fasana* izy ireo, dia any no hakan’ny tanako azy.+ Ary raha miakatra eny amin’ny lanitra izy, dia avy eny no hampidinako azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara