FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Efa nandinika an’i Joba mpanompoko ve ianao+ fa tsy misy tahaka azy eny ambonin’ny tany? Lehilahy tsy manan-tsiny izy, sady marina+ sy matahotra an’Andriamanitra+ ary mifady ny ratsy.+ Mbola tsy mivadika ihany izy,+ na dia mandrisika+ ahy hamongotra azy tsy amin’antony aza ianao.”+

  • Ohabolana 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Maharikoriko an’i Jehovah ny olona tsy mahitsy fo,+ fa mahafinaritra azy kosa izay mandeha tsy misy tsiny.+

  • Ohabolana 27:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hendre, anaka, ary ampifalio ny foko,+ mba hamaliako an’ilay manaratsy ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara