Deoteronomia 19:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Aza ahemotra ny fetra mamaritra ny tanin’ny namanao,+ rehefa ho voafaritry ny razanao ny anjara lovanao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao mba ho fanananao. Deoteronomia 27:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Voaozona izay mampihemotra ny fetra mamaritra ny tanin’ny namany.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’ Ohabolana 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza ahemotra ny fetra mamaritra ny tany, izay efa napetraka taloha ela be.+ Ary aza miditra ao amin’ny tanin’ny kamboty ray,+ Hosea 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanjary toy ireo mampihemotra ny fetra mamaritra ny tanin’olona+ ny andrianan’ny Joda. Koa hararako aminy toy ny rano ny fahatezerako.
14 “Aza ahemotra ny fetra mamaritra ny tanin’ny namanao,+ rehefa ho voafaritry ny razanao ny anjara lovanao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao mba ho fanananao.
17 “‘Voaozona izay mampihemotra ny fetra mamaritra ny tanin’ny namany.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’
10 Aza ahemotra ny fetra mamaritra ny tany, izay efa napetraka taloha ela be.+ Ary aza miditra ao amin’ny tanin’ny kamboty ray,+
10 Nanjary toy ireo mampihemotra ny fetra mamaritra ny tanin’olona+ ny andrianan’ny Joda. Koa hararako aminy toy ny rano ny fahatezerako.