Jeremia 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Lozan’izay manorina trano+ nefa amin’ny tsy fahamarinana, ary manao efitra ambony rihana nefa amin’ny tsy rariny, ka mampiasa olona nefa asainy miasa maina fotsiny ireny ary tsy omeny karama.+ Jakoba 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mitsahatra miantsoantso+ ny karaman’ny mpiasa nijinja ny sahanareo, dia ny karamany izay tsy omenareo.+ Efa mby any an-tsofin’i+ Jehovah Tompon’ny tafika ny antso vonjy+ ataon’ny mpijinja.
13 “Lozan’izay manorina trano+ nefa amin’ny tsy fahamarinana, ary manao efitra ambony rihana nefa amin’ny tsy rariny, ka mampiasa olona nefa asainy miasa maina fotsiny ireny ary tsy omeny karama.+
4 Tsy mitsahatra miantsoantso+ ny karaman’ny mpiasa nijinja ny sahanareo, dia ny karamany izay tsy omenareo.+ Efa mby any an-tsofin’i+ Jehovah Tompon’ny tafika ny antso vonjy+ ataon’ny mpijinja.