FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ho voaozona ianao na ao an-tanàna+ na any an-tsaha.+

  • Joba 21:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Impiry moa no mba maty ny jiron’ny ratsy fanahy?+

      Impiry moa no mba mihatra aminy ny loza tokony hanjo azy?

      Ary impiry moa Andriamanitra rehefa tezitra, no mamely azy amin’ny fandringanana sahaza azy?+

  • Ohabolana 3:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ny ozon’i Jehovah dia ao an-tranon’ny ratsy fanahy,+ fa ny fitahiany kosa ao amin’ny fonenan’ny marina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara