Deoteronomia 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 fa manome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny mpitondratena,+ sady tia ny mpivahiny+ ka manome azy hanina sy lamba fitafy. Jakoba 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Izao no fivavahana madio+ sady tsy misy loto+ eo imason’Andriamanitra Raintsika: Ny mikarakara ny kamboty+ sy ny vehivavy mpitondratena+ amin’ny fahoriany,+ ary ny miaro tena hatrany tsy ho voapentimpentin’izao+ tontolo izao.+
18 fa manome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny mpitondratena,+ sady tia ny mpivahiny+ ka manome azy hanina sy lamba fitafy.
27 Izao no fivavahana madio+ sady tsy misy loto+ eo imason’Andriamanitra Raintsika: Ny mikarakara ny kamboty+ sy ny vehivavy mpitondratena+ amin’ny fahoriany,+ ary ny miaro tena hatrany tsy ho voapentimpentin’izao+ tontolo izao.+