Joba 10:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Eny, raha diso tokoa aho, dia lozako!+Ary na marina aza ny ahy, dia tsy ho sahy hitraka aho,+Satria tototry ny fahafaham-baraka sady vontom-pahoriana.+
15 Eny, raha diso tokoa aho, dia lozako!+Ary na marina aza ny ahy, dia tsy ho sahy hitraka aho,+Satria tototry ny fahafaham-baraka sady vontom-pahoriana.+