Ohabolana 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Manota izay manao tsinontsinona ny namany,+ fa sambatra kosa izay miantra ny ory.+ Ohabolana 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Izay manambaka ny tsy manana dia manala baraka ny Mpanao azy,+ fa izay miantra ny mahantra kosa manome voninahitra Azy.+ Ohabolana 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+
31 Izay manambaka ny tsy manana dia manala baraka ny Mpanao azy,+ fa izay miantra ny mahantra kosa manome voninahitra Azy.+
17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+