Salamo 82:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsarao araka ny hitsiny ny mahantra sy ny kamboty ray.+Omeo rariny ny ory sy ny madinika.+ Ohabolana 22:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa i Jehovah no hiady ho an’ireny eo amin’ny fitsarana,+ sy hanaisotra ny ain’izay* mandroba an’ireny.+ Isaia 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa ahoana no hataonareo rehefa tonga ny andro hifantohana aminareo,+ sy rehefa tonga ny fandravana avy any lavitra?+ Any amin’iza ianareo no handositra hitady fanampiana,+ ary havelanareo aiza ny voninahitrareo?+
23 Fa i Jehovah no hiady ho an’ireny eo amin’ny fitsarana,+ sy hanaisotra ny ain’izay* mandroba an’ireny.+
3 Koa ahoana no hataonareo rehefa tonga ny andro hifantohana aminareo,+ sy rehefa tonga ny fandravana avy any lavitra?+ Any amin’iza ianareo no handositra hitady fanampiana,+ ary havelanareo aiza ny voninahitrareo?+