34 Mahery anefa ilay Mpanavotra azy.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Tsy maintsy hiady ho azy ireo eo amin’ny fitsarana izy,+ mba hanomezany fialan-tsasatra ny tany+ sy hampitebiteby ny mponin’i Babylona.”+
9 Koa satria efa nanota tamin’i Jehovah aho,+ dia hozakaiko ny fahatezerany mandra-pitsarany ahy sy hanomezany rariny ahy.+ Hoentiny ho eo amin’ny mazava aho, ka hijery ny fahamarinany.+