Ohabolana 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izay manesoeso ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy.+ Tsy ho afa-maina fa ho voasazy izay faly amin’ny fahavoazan’ny hafa.+ Ohabolana 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mifaly raha lavo ny fahavalonao, ary aoka tsy ho ravoravo ny fonao raha solafaka izy,+
5 Izay manesoeso ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy.+ Tsy ho afa-maina fa ho voasazy izay faly amin’ny fahavoazan’ny hafa.+