FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 16:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary falifaly ny fon’izy ireo,+ ka hoy izy: “Antsoy i Samsona mba hampiala voly antsika.”+ Dia nantsoina avy tao am-ponja i Samsona mba hataony ho fihomehezana.+ Ary nasainy nitsangana teo anelanelan’ny andry i Samsona.

  • 2 Samoela 16:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary tonga hatrany Bahorima+ i Davida Mpanjaka. Dia nivoaka avy ao ny lehilahy iray anisan’ny havan’i Saoly. Simey no anarany,+ ary zanak’i Gera izy. Nivoaka avy ao izy sady nanozona.+

  • Joba 31:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Raha nifaly aho satria fongotra izay mankahala ahy,+

      Na nibitaka satria tra-doza izy...

  • Ohabolana 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izay manesoeso ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy.+ Tsy ho afa-maina fa ho voasazy izay faly amin’ny fahavoazan’ny hafa.+

  • Ohabolana 25:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Raha noana izay mankahala anao dia omeo hanina, ary raha mangetaheta izy, omeo rano hosotroiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara