FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 22:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Aza manozona an’Andriamanitra+ na ny mpiadidy eo amin’ny firenenao.+

  • Ohabolana 17:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tsy tsara ny mampandoa sazy ny olo-marina.+ Tsy araka ny hitsiny ny mamely olona ambony.+

  • Mpitoriteny 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Manan-kery mantsy ny tenin’ny mpanjaka,+ ka iza no afaka hilaza aminy hoe: ‘Inona ity ataonao?’”

  • Mpitoriteny 10:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Aza manozona ny mpanjaka na dia ao amin’ny efitranonao aza,+ ary aza manozona ny mpanankarena na dia ao amin’ny efitrano anatiny atorianao aza.+ Fa na ny voro-manidina eny amin’ny lanitra aza hitondra ny feo, ary izay manana elatra hanambara izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara