Salamo 73:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tampoka teo, dia nanjary nigagan’ny olona ireny.+Nifarana ny fiainany, eny, nifarana noho ny loza tampoka. Asan’ny Apostoly 12:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary teo no ho eo ihany, dia namely an’i Heroda ny anjelin’i Jehovah,+ satria tsy nanome voninahitra an’Andriamanitra izy.+ Ary lanin’ny kankana izy, ka tapitra ny ainy.
19 Tampoka teo, dia nanjary nigagan’ny olona ireny.+Nifarana ny fiainany, eny, nifarana noho ny loza tampoka.
23 Ary teo no ho eo ihany, dia namely an’i Heroda ny anjelin’i Jehovah,+ satria tsy nanome voninahitra an’Andriamanitra izy.+ Ary lanin’ny kankana izy, ka tapitra ny ainy.