Joba 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana:+Sanatria an’ilay tena Andriamanitra ny hanao ratsy,+Ary sanatria an’ilay Mahery Indrindra ny hanao ny tsy rariny!+
10 Koa mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana:+Sanatria an’ilay tena Andriamanitra ny hanao ratsy,+Ary sanatria an’ilay Mahery Indrindra ny hanao ny tsy rariny!+