Joba 34:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 ‘Miresaka momba ny zavatra tsy fantany i Joba,+Ary hita amin’ny teniny fa tsy misaina tsara izy.’ Joba 38:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Iza moa izato manamaizina ny fikasako,Ka miresaka momba ny zavatra tsy fantany akory?+