FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 35:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Miloa-bava hiteniteny foana i Joba,

      Ary miresaka momba ny zavatra tsy fantany akory.”+

  • Joba 38:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 “Iza moa izato manamaizina ny fikasako,

      Ka miresaka momba ny zavatra tsy fantany akory?+

  • Joba 42:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Hoy ianao: ‘Iza moa izato manamaizina ny fikasako, nefa tsy manam-pahalalana akory?’+

      Efa niteny tokoa aho, nefa tsy takatry ny saiko

      Ireo zavatra mahagaga ahy loatra, izay tsy fantatro akory.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara