Salamo 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Iza izany Mpanjaka be voninahitra izany?”+“I Jehovah, ilay matanjaka sy mahery!+I Jehovah, ilay mpiady mahery!”+ Salamo 99:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tiany ny rariny, hoatran’ny itiavan’ny mpanjaka mahery izany.+Efa nataonao mafy orina ny fahitsiana.+Ny rariny sy ny fahamarinana nampiharin’i Jakoba no nampiharinao koa.+ Jeremia 32:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ianao no maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’olona an’arivony,+ sy mamaly ny fahadisoan’ny ray ho eo an-tratran’ny zanany mandimby azy.+ Ianao no tena Andriamanitra, Ilay lehibe+ sy mahery.+ Jehovah Tompon’ny tafika+ no anaranao.+
8 “Iza izany Mpanjaka be voninahitra izany?”+“I Jehovah, ilay matanjaka sy mahery!+I Jehovah, ilay mpiady mahery!”+
4 Tiany ny rariny, hoatran’ny itiavan’ny mpanjaka mahery izany.+Efa nataonao mafy orina ny fahitsiana.+Ny rariny sy ny fahamarinana nampiharin’i Jakoba no nampiharinao koa.+
18 Ianao no maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’olona an’arivony,+ sy mamaly ny fahadisoan’ny ray ho eo an-tratran’ny zanany mandimby azy.+ Ianao no tena Andriamanitra, Ilay lehibe+ sy mahery.+ Jehovah Tompon’ny tafika+ no anaranao.+