Deoteronomia 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo+ i Jehovah Andriamanitrareo. Izy no Andriamanitra lehibe sy mahery ary mendrika hatahorana,+ izay tsy miangatra amin’iza na iza,+ ary tsy mandray kolikoly,+ Isaia 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hisy sisa tavela hiverina amin’ilay Andriamanitra Mahery, dia ireo sisa amin’i Jakoba.+
17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo+ i Jehovah Andriamanitrareo. Izy no Andriamanitra lehibe sy mahery ary mendrika hatahorana,+ izay tsy miangatra amin’iza na iza,+ ary tsy mandray kolikoly,+