FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hitanao ny fahoriana sy ny alahelo,

      Ary jerenao izany ka raisinao an-tanana.+

      Ianao no ianteheran’ny ory+ sy ny kamboty ray.

      Ianao no mpanampy azy.+

  • Salamo 140:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fantatro tsara fa harovan’i Jehovah+

      Ny zon’ny ory, ary homeny rariny ny mahantra.+

  • Ohabolana 22:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa i Jehovah no hiady ho an’ireny eo amin’ny fitsarana,+ sy hanaisotra ny ain’izay* mandroba an’ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara