Tononkiran’i Solomona 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Manitra mamerovero ny menakao.+ Sahala amin’ny menaka araraka ny anaranao,+ koa izany no itiavan’ny ankizivavy anao. Tononkiran’i Solomona 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 dia narda+ sy safrona,+ fantàkamanitra+ sy kanelina,+ mbamin’ny karazan-kazo rehetra misy dity manitra, miora sy aloesy,+ sy ny zava-manitra rehetra faran’izay tsara,+
3 Manitra mamerovero ny menakao.+ Sahala amin’ny menaka araraka ny anaranao,+ koa izany no itiavan’ny ankizivavy anao.
14 dia narda+ sy safrona,+ fantàkamanitra+ sy kanelina,+ mbamin’ny karazan-kazo rehetra misy dity manitra, miora sy aloesy,+ sy ny zava-manitra rehetra faran’izay tsara,+