-
Tononkiran’i Solomona 5:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Koa nitsangana aho hamoha varavarana ny malalako, ary nitete miora ny tanako, eny, nitete ranona miora ny rantsantanako teo amin’ny lavaky ny hidin-trano.
-