FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 5:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa tsy misy azo itokisana izay lazain’ny vavany,+

      Ary fampahoriana no ao am-pony.*+

      Fasana misokatra ny tendany,+

      Ary fitaka no eo amin’ny lelany.+

  • Salamo 28:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Aza taritaritina miaraka amin’ny ratsy fanahy sy ny mpanao ratsy aho.+

      Fihavanana no resahin’ireny amin’ny namany+ nefa ratsy ny ao am-pony.+

  • Salamo 55:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Malefaka noho ny dibera ny tenin’ny molony,+

      Nefa ny fony vonon-kiady.+

      Eny, malefaka noho ny menaka ny teniny,+

      Nefa toy ny sabatra efa notsoahana tao anaty tranony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara