Salamo 107:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa nataony afa-ketaheta ireo main’ny hetaheta,+Ary ny noana kosa novokisany zava-tsoa.+ Salamo 145:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Manokatra ny tananao ianao,+Ka manome fahafaham-po ny fanirian’ny zavamananaina rehetra.+