Salamo 83:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Toy ny afo mandoro ala+Sy toy ny lelafo mandrehitra tendrombohitra,+ Mpitoriteny 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa toy ny firefotry ny tsilo ao ambany vilany ny fihomehezan’ny adala.+ Zava-poana koa izany. Isaia 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy misy fahatezerana ato amiko.+ Iza no hanome ahy tsilo+ sy ahidratsy any an’ady? Hohitsakitsahiko ireny, ary hataoko indray mandoro.+ Nahoma 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Na dia mifaningotra toy ny tsilo+ aza izy ireo, sady mamo toy ny mamon’ny labiera,+ dia ho levona toy ny vodivary maina be.+
14 Toy ny afo mandoro ala+Sy toy ny lelafo mandrehitra tendrombohitra,+ Mpitoriteny 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa toy ny firefotry ny tsilo ao ambany vilany ny fihomehezan’ny adala.+ Zava-poana koa izany. Isaia 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy misy fahatezerana ato amiko.+ Iza no hanome ahy tsilo+ sy ahidratsy any an’ady? Hohitsakitsahiko ireny, ary hataoko indray mandoro.+ Nahoma 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Na dia mifaningotra toy ny tsilo+ aza izy ireo, sady mamo toy ny mamon’ny labiera,+ dia ho levona toy ny vodivary maina be.+
4 Tsy misy fahatezerana ato amiko.+ Iza no hanome ahy tsilo+ sy ahidratsy any an’ady? Hohitsakitsahiko ireny, ary hataoko indray mandoro.+
10 Na dia mifaningotra toy ny tsilo+ aza izy ireo, sady mamo toy ny mamon’ny labiera,+ dia ho levona toy ny vodivary maina be.+