Salamo 115:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ho sahala amin’ireny ny olona manao azy+Sy izay rehetra matoky azy.+ Isaia 44:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Zava-poana avokoa ny mpanao sary sokitra,+ ary tsy hisy hilana azy ny sampy iraiketan’ny fony.+ Tsy mahita na inona na inona, na mahalala na inona na inona+ ny vavolombelon’izy ireo, mba hahatonga azy ireo ho menatra.+
9 Zava-poana avokoa ny mpanao sary sokitra,+ ary tsy hisy hilana azy ny sampy iraiketan’ny fony.+ Tsy mahita na inona na inona, na mahalala na inona na inona+ ny vavolombelon’izy ireo, mba hahatonga azy ireo ho menatra.+