FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 11:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy i Jehovah: “Vahoaka iray ihany izy ireo ary fiteny iray ihany no ampiasain’izy rehetra.+ Ary vao fiandohan’ny ataony izao. Koa tsy misy tsy ho vitany izay mety hokasainy hatao.+

  • Estera 9:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tamin’i Estera tonga teo anatrehan’ny mpanjaka anefa, dia namoaka izao didy natao an-tsoratra+ izao ny mpanjaka: “Aoka hatsingerina eo an-dohan’i Hamana ny teti-dratsiny+ hamelezana ny Jiosy.”+ Dia nahantona teo amin’ny tsato-kazo izy sy ny zanany lahy.+

  • Salamo 21:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nitady hanisy ratsy anao ireny,+

      Ary nieritreritra teti-dratsy, nefa tsy nahatanteraka akory.+

  • Ohabolana 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ny fon’ny olombelona mandinika izay ho lalan-kizorany,+ fa i Jehovah kosa no mitarika ny diany.+

  • Mpitoriteny 7:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Izao ihany no hitako: Mahitsy fo no nanaovan’Andriamanitra ny olombelona,+ saingy nitady tetika maro izy ireo.”+

  • Apokalypsy 17:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary miray saina ireo, ka manome ny heriny sy ny fahefany ho an’ilay bibidia.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara