Ohabolana 12:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy hisy zava-doza hanjo ny marina,+ fa ho maro be kosa ny loza hanjo ny ratsy fanahy.+ 2 Timoty 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hanafaka ahy amin’ny asa ratsy rehetra ny Tompo+ ary hamonjy ahy ho amin’ny fanjakany any an-danitra.+ Ho azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena.
18 Hanafaka ahy amin’ny asa ratsy rehetra ny Tompo+ ary hamonjy ahy ho amin’ny fanjakany any an-danitra.+ Ho azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena.