2 Samoela 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 dia tsoriko aminareo fa rehefa nisy olona nihevi-tena ho mpitondra vaovao tsara tamin’izy nilaza tamiko+ hoe: ‘Maty i Saoly’, dia tsy mba nomeko ny valisoa fanome ny iraka izy, fa nosamboriko sy novonoiko ho faty+ kosa tany Ziklaga. Salamo 101:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Isa-maraina, dia hataoko tsy afa-miteny intsony ny ratsy fanahy rehetra eto an-tany,+Mba horinganina tsy ho ao an-tanànan’i+ Jehovah ny mpanao ratsy rehetra.+ Ohabolana 20:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mipetraka mba hitsara ny mpanjaka,+ ary kororohiny ny zava-dratsy rehetra raha vao jereny.+
10 dia tsoriko aminareo fa rehefa nisy olona nihevi-tena ho mpitondra vaovao tsara tamin’izy nilaza tamiko+ hoe: ‘Maty i Saoly’, dia tsy mba nomeko ny valisoa fanome ny iraka izy, fa nosamboriko sy novonoiko ho faty+ kosa tany Ziklaga.
8 Isa-maraina, dia hataoko tsy afa-miteny intsony ny ratsy fanahy rehetra eto an-tany,+Mba horinganina tsy ho ao an-tanànan’i+ Jehovah ny mpanao ratsy rehetra.+