FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Aoka re hifarana hatreo ny faharatsian’ny ratsy fanahy e!+

      Ary aoka ianao hampaharitra ny olo-marina,+

      Fa mizaha toetra ny fo+ sy ny voa+ ilay Andriamanitra manao ny rariny.+

  • Ohabolana 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Heverin’ny olona ho madio izay rehetra ataony,+ fa i Jehovah kosa no mandinika ny toetra maha izy ny olona.+

  • Hebreo 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa velona+ sy mahery+ ny tenin’Andriamanitra,+ eny, maranitra noho ny sabatra+ roa lela, ary manindrona ka mahavita manavaka ny miseho ivelany*+ sy ny any am-po+ ary mampisaraka ny tonon-taolana sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritry ny fo sy ny fikasany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara