FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 15:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Farany, dia tonga tany amin’i Saoly i Samoela. Ary hoy i Saoly taminy: “Hotahin’i+ Jehovah anie ianao! Efa nanatanteraka ny tenin’i Jehovah aho.”+

  • Salamo 36:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Fa mihevi-tena ho zavatra loatra izy,+

      Dia tsy hitany ny fahadisoany, ka tsy ankahalainy.+

  • Ohabolana 21:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Heverin’ny olona ho mahitsy izay rehetra ataony,+ fa i Jehovah kosa no mandinika ny fo.+

  • Ohabolana 30:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Misy taranaka mihevi-tena ho madio,+ nefa tsy voasasa ho afaka aminy akory ny dikiny.*+

  • Jeremia 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Mamitaka mihoatra noho ny zava-drehetra ny fo, sady sarotra fehezina.+ Iza no mahalala ny aminy?

  • Lioka 18:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nitsangana+ ilay Fariseo ka nivavaka+ anakampo hoe: ‘Andriamanitra ô, misaotra anao aho fa tsy mba toy ny olon-kafa rehetra izay mpanao an-keriny, tsy marina, mpanitsakitsa-bady, na toa an’itsy mpamory hetra itsy akory aza.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara