Genesisy 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary rehefa nandrava an’ireo tanàna tao amin’ilay faritra Andriamanitra, dia tsaroany i Abrahama, ka nataony izay hamoahana an’i Lota tsy hiharan’ilay fandravana, tamin’izy nandrava an’ireo tanàna tao amin’ilay faritra nonenan’i Lota.+ Salamo 37:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ho ringana ny ratsy fanahy,+Ary ny fahavalon’i Jehovah dia ho tahaka ny hakanton’ny kijana,Izay tsy maintsy ho levona.+ Eny, ho levona ireny ka ho lasa setroka.+ Ohabolana 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miaro an’izay tsy manisy ratsy olona ny fahamarinana,+ fa ho voan’ny haratsiam-panahiny ihany kosa ny mpanota.+ Ohabolana 14:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ho lavon’ny faharatsiany ny ratsy fanahy,+ fa fialofana ho an’ny marina kosa ny tsy fivadihany.+ 2 Petera 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy niahotra Andriamanitra nanasazy an’ireo anjely+ nanota, fa natsipiny tany amin’ny Tartara*+ kosa ireny ka natolony ho ao an-davaka maizim-be, mba hotehirizina ho amin’ny fitsarana.+ 2 Petera 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’ny alalan’ireo no nandravana ilay tontolo tamin’izany fotoana izany rehefa safotry ny rano.+
29 Ary rehefa nandrava an’ireo tanàna tao amin’ilay faritra Andriamanitra, dia tsaroany i Abrahama, ka nataony izay hamoahana an’i Lota tsy hiharan’ilay fandravana, tamin’izy nandrava an’ireo tanàna tao amin’ilay faritra nonenan’i Lota.+
20 Ho ringana ny ratsy fanahy,+Ary ny fahavalon’i Jehovah dia ho tahaka ny hakanton’ny kijana,Izay tsy maintsy ho levona.+ Eny, ho levona ireny ka ho lasa setroka.+
6 Miaro an’izay tsy manisy ratsy olona ny fahamarinana,+ fa ho voan’ny haratsiam-panahiny ihany kosa ny mpanota.+
4 Tsy niahotra Andriamanitra nanasazy an’ireo anjely+ nanota, fa natsipiny tany amin’ny Tartara*+ kosa ireny ka natolony ho ao an-davaka maizim-be, mba hotehirizina ho amin’ny fitsarana.+