2 Mpanjaka 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nisy vehivavy iray vadin’ny zanaky+ ny mpaminany, tonga nitaraina tamin’i Elisa hoe: “Maty ny vadiko mpanomponao, ary fantatrao tsara fa natahotra+ an’i Jehovah foana izy. Tonga anefa izao ny tompon-trosa+ haka ny zanako roa ho andevony.” Nehemia 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tao ny nilaza hoe: “Nisambo-bola izahay handoavana hetra+ ho an’ny mpanjaka, ka ny sahanay sy ny tanimboalobokay no nataonay antoka.+ Matio 18:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy nanan-kaloa anefa ilay mpanompo ka nasain’ny tompony namidy izy mbamin’ny vady aman-janany sy ny fananany rehetra, mba handoavana ny trosa.+
4 Ary nisy vehivavy iray vadin’ny zanaky+ ny mpaminany, tonga nitaraina tamin’i Elisa hoe: “Maty ny vadiko mpanomponao, ary fantatrao tsara fa natahotra+ an’i Jehovah foana izy. Tonga anefa izao ny tompon-trosa+ haka ny zanako roa ho andevony.”
4 Ary tao ny nilaza hoe: “Nisambo-bola izahay handoavana hetra+ ho an’ny mpanjaka, ka ny sahanay sy ny tanimboalobokay no nataonay antoka.+
25 Tsy nanan-kaloa anefa ilay mpanompo ka nasain’ny tompony namidy izy mbamin’ny vady aman-janany sy ny fananany rehetra, mba handoavana ny trosa.+