FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 19:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Aza ahemotra ny fetra mamaritra ny tanin’ny namanao,+ rehefa ho voafaritry ny razanao ny anjara lovanao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao mba ho fanananao.

  • Deoteronomia 27:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “‘Voaozona izay mampihemotra ny fetra mamaritra ny tanin’ny namany.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’

  • Joba 24:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Ao ireo mampihemotra ny fetra mamaritra ny tanin’olona.+

      Naka an-keriny andiam-biby izy, mba handrasany.

  • Hosea 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nanjary toy ireo mampihemotra ny fetra mamaritra ny tanin’olona+ ny andrianan’ny Joda. Koa hararako aminy toy ny rano ny fahatezerako.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara