FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 21:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Avy hatrany dia nanamboatra bibilava varahina i Mosesy,+ ka nataony teo amin’ny tsato-kazo famantarana ilay izy.+ Koa raha nisy olona voakaikitra ka nijery+ an’ilay bibilava varahina, dia tsy maty.+

  • Jeremia 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Handefasako menarana ianareo, eny, bibilava misy poizina+ sy tsy hay baikoina.+ Hanaikitra anareo tokoa ireny”, hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara