FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 25:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nahita tantely ve ianao?+ Izay sahaza anao ihany hanina, sao ho be loatra ny laninao ka handoa ianao.+

  • Tononkiran’i Solomona 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Efa niditra ato an-jaridainako+ aho, rahavako,+ ry ilay ampakariko.+ Efa nioty ny miorako+ sy ny zavamaniry mani-pofona aho. Efa nihinana ny toho-tanteliko sy ny tanteliko+ aho, ary efa nisotro ny divaiko sy ny rononoko.”

      “Mihinàna, ry sakaiza! Misotroa, ary aoka ianareo ho mamon’ny fanehoam-pitiavana!”+

  • Matio 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Volon-drameva+ ny fitafian’io Jaona io, fehikibo hoditra+ no teo amin’ny andilany, ary valala+ sy tantelidia+ no sakafony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara