Mpitsara 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Rehefa afaka elaela, dia niverina tany i Samsona mba haka an-dravehivavy hody.+ Ary nivily mba hijery ny fatin’ilay liona izy, ka nahita renitantely maro be tao amin’ny fatin’ilay liona, ary efa nisy tantely+ koa tao. Ohabolana 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mihinàna tantely, anaka, fa tsara izany, ary aoka ho tantely mamy no ho ao am-bavanao.+
8 Rehefa afaka elaela, dia niverina tany i Samsona mba haka an-dravehivavy hody.+ Ary nivily mba hijery ny fatin’ilay liona izy, ka nahita renitantely maro be tao amin’ny fatin’ilay liona, ary efa nisy tantely+ koa tao.