Ohabolana 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary mba hanekena anatra,+ izay mahatonga ny olona ho lalin-tsaina+ sy ho marina+ ary hanao ny rariny+ sy ny hitsiny.+ Ohabolana 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tano mafy ny anatra omena anao+ ka aza avela.+ Hazòny izy, fa ainao.+ Ohabolana 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tia fahalalana izay tia anatra,+ fa tsy misaina kosa izay mankahala fananarana.+
3 ary mba hanekena anatra,+ izay mahatonga ny olona ho lalin-tsaina+ sy ho marina+ ary hanao ny rariny+ sy ny hitsiny.+