Eksodosy 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha hitanao mivalampatra voatsindrin’ny entana ny ampondran’ny olona mankahala anao, dia aza ilaozana fotsiny ilay olona. Tsy maintsy manampy azy hanala ilay entana ianao.+ 2 Mpanjaka 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hoy anefa izy: “Aza mamely azy. Izay nobaboinao tamin’ny sabatrao sy ny tsipìkanao ve dia hovonoinao?+ Rosoy sakafo izy ireo hohaniny sy rano hosotroiny,+ ary aoka izy hiverina any amin’ny tompony.” Ohabolana 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mifaly raha lavo ny fahavalonao, ary aoka tsy ho ravoravo ny fonao raha solafaka izy,+ Matio 5:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Izaho kosa anefa milaza aminareo hoe: Tiavo foana ny fahavalonareo,+ ary mivavaha foana ho an’izay manenjika anareo,+
5 Raha hitanao mivalampatra voatsindrin’ny entana ny ampondran’ny olona mankahala anao, dia aza ilaozana fotsiny ilay olona. Tsy maintsy manampy azy hanala ilay entana ianao.+
22 Hoy anefa izy: “Aza mamely azy. Izay nobaboinao tamin’ny sabatrao sy ny tsipìkanao ve dia hovonoinao?+ Rosoy sakafo izy ireo hohaniny sy rano hosotroiny,+ ary aoka izy hiverina any amin’ny tompony.”
44 Izaho kosa anefa milaza aminareo hoe: Tiavo foana ny fahavalonareo,+ ary mivavaha foana ho an’izay manenjika anareo,+