FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 20:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Dia notorahan’i Saoly lefona i Jonatana mba hamelezana azy.+ Koa fantatr’i Jonatana fa efa masaka tao an-tsain-drainy ny hamono an’i Davida ho faty.+

  • Ohabolana 16:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Aleo olona tsy mora tezitra toy izay lehilahy matanjaka,+ ary aleo olona mahafehy tena toy izay olona mahazo tanàna ho babo.+

  • Ohabolana 22:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Aza minamana amin’ny olona mora tezitra,+ ary aza mifanerasera amin’ny olona mora misafoaka,

  • Ohabolana 29:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ny fahatezeran’ny tsisy saina dia avoakany daholo, fa mahatsindry fo hatramin’ny farany kosa ny hendry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara