FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 45:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Manitra miora sy aloesy ary kasia ny akanjonao rehetra.+

      Mampifaly anao ny feon’ny lokanga avy ao amin’ny lapa ivoara+ mirenty.

  • Tononkiran’i Solomona 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Inona irỳ zavatra miakatra avy any an-tany efitra irỳ?+ Tahaka ny setroka no fahitana azy, sady misy miora sy ditin-kazo manitra ary karazana vovo-java-manitra rehetra fitondran’ny mpivarotra.”+

  • Tononkiran’i Solomona 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mamy erỳ ny fanehoam-pitiavanao+ rahavako, ry ilay ampakariko! Tsara lavitra noho ny divay ny fanehoam-pitiavanao, ary mamerovero lavitra noho ny karazan-java-manitra rehetra ny hanitry ny menakao!+

  • Jaona 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary naka menaka manitra nilanja iray livatra* i Maria. Narda+ tena izy ilay menaka sady lafo vidy be. Dia nataony tamin’ny tongotr’i Jesosy izany. Ary nohamaininy tamin’ny volon-dohany ny tongotr’i Jesosy.+ Dia namerovero eran’ny trano ilay menaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara