FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Hotanterahin’i Jehovah Andriamanitrareo aminareo ilay fifanekena+ nianianany tamin’ny razanareo,+ ka hanehoany hatsaram-panahy feno fitiavana+ ianareo, satria mihaino foana an’izany didim-pitsarana izany sady mitandrina sy manaraka izany.+

  • Salamo 37:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany,+

      Ka tena ho finaritra amin’ny fiadanam-be.+

  • Salamo 37:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fantatr’i Jehovah ny fiainan’ny tsy manan-tsiny,+

      Ary haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny lovan’izy ireo.+

  • Salamo 37:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Diniho ny tsy manan-tsiny, ary jereo ny olo-mahitsy,+

      Fa fiadanana no miandry azy amin’ny hoavy.+

  • Salamo 84:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa masoandro+ sy ampinga+ i Jehovah Andriamanitra,

      Fankasitrahana sy voninahitra no omeny.+

      Tsy hiahotra ny hanome zava-tsoa ho an’izay mandeha tsy misy tsiny i Jehovah.+

  • Ohabolana 15:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Betsaka ny tahiry ao an-tranon’ny marina,+ fa loza kosa no vokatry ny ataon’ny ratsy fanahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara