1 Tantara 15:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nandeha i Davida+ sy ny anti-panahin’ny Israely+ ary ny lehiben’ny+ arivo, mba hampiakatra amim-pifaliana+ ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, ka haka azy io ao an-tranon’i Obeda-edoma.+ Ohabolana 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Faly ny ao an-tanàna satria tsara toetra ny olo-marina,+ ary mihoby ny olona rehefa maty ny ratsy fanahy.+
25 Dia nandeha i Davida+ sy ny anti-panahin’ny Israely+ ary ny lehiben’ny+ arivo, mba hampiakatra amim-pifaliana+ ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, ka haka azy io ao an-tranon’i Obeda-edoma.+
10 Faly ny ao an-tanàna satria tsara toetra ny olo-marina,+ ary mihoby ny olona rehefa maty ny ratsy fanahy.+