1 Samoela 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nanomboka nivoaka hiady i Davida. Malina+ foana izy na taiza na taiza nandefasan’i Saoly azy, ka nataon’i Saoly ho mpifehy an’ireo lehilahy mpiady.+ Dia sitraky ny olona rehetra sy ny mpanompon’i Saoly izany. Nehemia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia notendreko hifehy an’i Jerosalema i Hanany+ rahalahiko sy Hanania andriana tao amin’ny Lapa,+ noho izy lehilahy mendri-pitokisana+ tokoa sady natahotra+ an’Andriamanitra nihoatra noho ny olona maro. Salamo 101:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hijery an’izay olona mendri-pitokisana eto an-tany ny masoko+Mba hiara-monina amiko.+Izay mandeha tsy misy tsiny+No ho tonga mpanompoko.+
5 Ary nanomboka nivoaka hiady i Davida. Malina+ foana izy na taiza na taiza nandefasan’i Saoly azy, ka nataon’i Saoly ho mpifehy an’ireo lehilahy mpiady.+ Dia sitraky ny olona rehetra sy ny mpanompon’i Saoly izany.
2 Dia notendreko hifehy an’i Jerosalema i Hanany+ rahalahiko sy Hanania andriana tao amin’ny Lapa,+ noho izy lehilahy mendri-pitokisana+ tokoa sady natahotra+ an’Andriamanitra nihoatra noho ny olona maro.
6 Hijery an’izay olona mendri-pitokisana eto an-tany ny masoko+Mba hiara-monina amiko.+Izay mandeha tsy misy tsiny+No ho tonga mpanompoko.+