FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 42:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Hoy ianao: ‘Iza moa izato manamaizina ny fikasako, nefa tsy manam-pahalalana akory?’+

      Efa niteny tokoa aho, nefa tsy takatry ny saiko

      Ireo zavatra mahagaga ahy loatra, izay tsy fantatro akory.+

  • Salamo 73:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tsy nisaina aho ary tsy nanam-pahalalana.+

      Toy ny biby aho teo imasonao.+

  • 1 Korintianina 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Aoka tsy hisy hamita-tena: Raha misy aminareo mihevi-tena ho hendry+ eto amin’ity tontolo ity, dia aoka izy ho adala, mba ho hendry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara