Salamo 115:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny lanitra dia an’i Jehovah,+Fa ny tany kosa nomeny ho an’ny zanak’olombelona.+ Jaona 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ankoatra izany, dia tsy nisy niakatra tany an-danitra+ afa-tsy ilay nidina avy any,+ dia ny Zanak’olona.+ Efesianina 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary inona moa no dikan’ny hoe ‘niakatra+ izy’? Midika izany fa izy koa dia nidina tatỳ amin’ny faritra ambany, izany hoe ny tany.+
13 Ankoatra izany, dia tsy nisy niakatra tany an-danitra+ afa-tsy ilay nidina avy any,+ dia ny Zanak’olona.+
9 Ary inona moa no dikan’ny hoe ‘niakatra+ izy’? Midika izany fa izy koa dia nidina tatỳ amin’ny faritra ambany, izany hoe ny tany.+