FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Raha misy manozona ny rainy sy ny reniny,+ dia tsy maintsy vonoina ho faty izy,+ satria rainy sy reniny no ozoniny. Izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+

  • Deoteronomia 27:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Voaozona izay manao tsinontsinona ny rainy na ny reniny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’

  • Ohabolana 19:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Zanaka manao izay mahamenatra sy mahafa-baraka+ ny zanaka mampijaly an-drainy sy mandroaka an-dreniny.+

  • Ohabolana 20:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Izay manozona ny rainy sy ny reniny,+ dia ho faty ny jirony rehefa eo am-pototry ny haizina.+

  • Marka 7:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa hoy kosa ianareo: ‘Raha misy miteny amin’ny rainy na ny reniny hoe: “Efa korbana, izany hoe fanomezana voatokana+ ho an’Andriamanitra, ny fananako rehetra azonao andraisan-tsoa avy amiko”’+...

  • 2 Timoty 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho matin-kambo, hanambony tena, ho mpanevateva, tsy hankatò ray aman-dreny,+ tsy hisaotra, tsy ho mena-mivadika,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara