9 “‘Raha misy manozona ny rainy sy ny reniny,+ dia tsy maintsy vonoina ho faty izy,+ satria rainy sy reniny no ozoniny. Izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+
21 Dia hitora-bato azy ho faty ny olon-drehetra ao an-tanànany. Esory tsy ho eo aminao ny ratsy. Ary handre izany ny Israely rehetra ka hatahotra+ tokoa.
2 Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho matin-kambo, hanambony tena, ho mpanevateva, tsy hankatò ray aman-dreny,+ tsy hisaotra, tsy ho mena-mivadika,+